Hebrews 9:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niditra indray mandeha monja tao amin’ny fitoerana masina Izy, nefa tsy mba nitondra ran’osilahy sy ran-janak’omby Izy, fa ny ran’ny tenany dia ampy ahazoana fanavotana mandrakizay ho antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady tsy mba ran’osilahy na ran-janak’omby, fa ny Ran’ny Tenany no nentiny niditra tao amin’ny fitoerana masina indrindra, indray mandeha monja dia ampy, ka nahazoany fanavotana mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray mandeha monja no nidirany tao amin’ny Toeramasina Indrindra, dia ampy; ary tsy mba ran’osilahy na ran-janakomby no nentiny hatolotra, fa ny ra nafoin’ny tenany no nentiny hatolotra ka nahazoany fanavotana mandrakizay ho antsika.
Malagasy Bible 1865
ary tsy mba nitondra ran'osilahy sy ran-janak'omby Izy, fa ny ran'ny tenany, dia niditra indray mandeha ho any amin'ny fitoerana masina ka nahazo fanavotana mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niditra indray mandeha monja tao amin’ny fitoerana masina Izy, nefa tsy mba nitondra ran’osilahy sy ran-janak’omby Izy, fa ny ran’ny tenany dia ampy ahazoana fanavotana mandrakizay ho antsika.
malagasy
ary tsy mba nitondra ran'osilahy sy ran-janak'omby Izy, fa ny ran'ny tenany, dia niditra indray mandeha ho any amin'ny fitoerana masina ka nahazo fanavotana mandrakizay.