Hebrews 9:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ny ran’osilahy sy ny ran’ombilahy ary ny lavenon’ny vantotra ombivavy afafy amin’izay voaloto no manamasina ka manadio ny nofo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha ny ran’osilahy sy ny ran-janak’omby aza mbamin’ny famafazana ny lavenom-bantotr’ombivavy nanamasina izay voaloto amin’ny fanadiovana ny nofo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia ny ran’osilahy sy ny ran’ombilahy ary ny lavenom-bantotr’ombivavy nodorana aza, rehefa afafy amin’ny olona voaloto, dia manadio azy ho afaka amin’ny fahalotoana ivelany;
Malagasy Bible 1865
Fa raha ny ran'osilahy sy ny ran'ombilahy ary ny lavenom-bantotr'ombivavy afafy amin'izay voaloto no manamasina hatramin'ny fanadiovana ny nofo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ny ran’osilahy sy ny ran’ombilahy ary ny lavenon’ny vantotra ombivavy afafy amin’izay voaloto no manamasina ka manadio ny nofo,
malagasy
Fa raha ny ran'osilahy sy ny ran'ombilahy ary ny lavenom-bantotr'ombivavy afafy amin'izay voaloto no manamasina hatramin'ny fanadiovana ny nofo,