Hebrews 9:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha misy didim-pananana dia ilaina ny hahafantarana ny fahafatesan’ilay nanao ny fanekena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria amin’ny didim-pananana dia ilaina ny fahafatesan’ny mpandidy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy didim-pananana, dia ilaina hoporofoina fa maty tokoa ilay nanao izany didim-pananana izany.
Malagasy Bible 1865
Fa raha misy didim-pananana, dia teny foana izany, raha tsy efa maty izay nanao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha misy didim-pananana dia ilaina ny hahafantarana ny fahafatesan’ilay nanao ny fanekena.
malagasy
Fa raha misy didim-pananana, dia teny foana izany, raha tsy efa maty izay nanao azy. [ Na: fanekena]