Hebrews 9:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa manan-kery ny didim-pananana rehefa tonga ny fahafatesana; fa tsy manan-kery kosa izany raha mbola velona ilay nanao azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy manan-kery moa ny didim-pananana afa-tsy amin’ny fahafatesana ihany; fa tsy miasa izy raha mbola velona koa ny mpandidy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria tsy manan-kery ny didim-pananana raha mbola velona ilay nanao azy; fa manan-kery kosa izy, rehefa maty ilay nanao azy.
Malagasy Bible 1865
Fa mafy ny didim-pananana, rehefa tonga ny fahafatesana; fa tsy mafy akory izany, raha mbola velona ilay nanao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa manan-kery ny didim-pananana rehefa tonga ny fahafatesana; fa tsy manan-kery kosa izany raha mbola velona ilay nanao azy.
malagasy
Fa mafy ny didim-pananana, rehefa tonga ny fahafatesana; fa tsy mafy akory izany, raha mbola velona ilay nanao azy. [ Na: fanekena]