Hebrews 9:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia tsy nohamasinina raha tsy nisy ra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia tsy nohamasinina raha tsy nisy fandatsahan-dra koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa, na ilay Fanekempihavanana voalohany aza, dia tsy nosantarina raha tsy tamin’ny ra nafafy.
Malagasy Bible 1865
Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia tsy nohamasinina raha tsy nisy rà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia tsy nohamasinina raha tsy nisy ra.
malagasy
Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia tsy nohamasinina raha tsy nisy rà.