Hebrews 9:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hoy izy: «Ity no ran’ny fanekena izay nandidian’Andriamanitra anareo» (Eks 24.8).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary hoy izy: Ity no ran’ny fanekena nataon’Andriamanitra taminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandritra ny fafy ra, dia hoy i Mosesy hoe: «Ity no ra iorenan’ny Fanekempihavanana izay nodidian’Andriamanitra harahinareo.»
Malagasy Bible 1865
dia hoy izy; Ity no ran'ny fanekena izay nandidian'Andriamanitra anareo (Eks. 24. 8).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hoy izy: «Ity no ran’ny fanekena izay nandidian’Andriamanitra anareo» (Eks 24.8).
malagasy
dia hoy izy; Ity no ran'ny fanekena izay nandidian'Andriamanitra anareo (Eks. 24. 8).