Hebrews 9:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tabernakely sy ny fanaka rehetra enti-manao fanompoam-pivavahana dia nofafazany ra toy izany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nofafazany ra toy izany koa ny tranolay mbamin’ny fanaka rehetra enti-manao raharaham-pivavahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nofafazan’i Mosesy ra toy izany koa ny tranolay sy ireo fanaka rehetra fampiasa amin’ny fanompoam-pivavahana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tabernakely sy ny fanaka rehetra enti-manao fanompoam-pivavahana dia nofafazany rà toy izany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tabernakely sy ny fanaka rehetra enti-manao fanompoam-pivavahana dia nofafazany ra toy izany koa.
malagasy
Ary ny tabernakely sy ny fanaka rehetra enti-manao fanompoam-pivavahana dia nofafazany rà toy izany koa.