Hebrews 9:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Saiky diovina amin’ny ra avokoa ny zavatra rehetra araka ny lalàna; fa raha tsy misy ra alatsaka dia tsy misy famelan-keloka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa araka ny Lalàna dia saika diovina amin’ny ra avokoa ny zavatra rehetra; ary tsy misy famelan-keloka raha tsy misy ra alatsaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka ny lalàna, dia saika diovina amin’ny ra avokoa ny zavatra rehetra; ary tsy voavela ny fahotana, raha tsy misy ra afafy.
Malagasy Bible 1865
Ary saiky diovina amin'ny rà avokoa ny zavatra rehetra araka ny lalàna; fa raha tsy misy rà alatsaka, dia tsy misy famelan-keloka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Saiky diovina amin’ny ra avokoa ny zavatra rehetra araka ny lalàna; fa raha tsy misy ra alatsaka dia tsy misy famelan-keloka.
malagasy
Ary saiky diovina amin'ny rà avokoa ny zavatra rehetra araka ny lalàna; fa raha tsy misy rà alatsaka, dia tsy misy famelan-keloka.