Hebrews 9:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy niditra Izy mba hanolotra ny tenany matetika, tahaka ny Mpisoronabe miditra ao amin’ny fitoerana masina isan-taona mitondra ny ran’ny zavatra hafa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy mba toy ny mpisorom-be niditra isan-taona tao amin’ny fitoerana masina sy nitondra ran-javatra hafa Izy, ka hoe hanolo-tena matetika;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpisorombe jiosy dia niditra tao amin’ny Toeramasina Indrindra isan-taona nitondra ram-biby; i Kristy kosa tsy niditra tao an-danitra mba hanolotra ny tenany matetika;
Malagasy Bible 1865
ary tsy niditra Izy mba hanatitra ny tenany matetika, tahaka ny mpisoronabe miditra ao amin'ny fitoerana masina isan-taona mitondra ny ran'ny zavatra hafa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy niditra Izy mba hanolotra ny tenany matetika, tahaka ny Mpisoronabe miditra ao amin’ny fitoerana masina isan-taona mitondra ny ran’ny zavatra hafa;
malagasy
ary tsy niditra Izy mba hanatitra ny tenany matetika, tahaka ny mpisoronabe miditra ao amin'ny fitoerana masina isan-taona mitondra ny ran'ny zavatra hafa;