Hebrews 9:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao ambadiky ny efitra lamba faharoa no nisy ny tabernakely izay atao hoe ny fitoerana masina indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny efitra lamba faharoa kosa, izay atao hoe fitoerana masina indrindra, dia izao no zavatra tao anatiny:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tambadiky ny efitra lamba faharoa, dia nisy tranolay izay antsoina hoe Toeramasina Indrindra:
Malagasy Bible 1865
Ary ao anatin'ny efitra lamba faharoa no nisy ny tabernakely izay atao hoe "ny fitoerana masina indrindra,"
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao ambadiky ny efitra lamba faharoa no nisy ny tabernakely izay atao hoe ny fitoerana masina indrindra.
malagasy
Ary ao anatin'ny efitra lamba faharoa no nisy ny tabernakely izay atao hoe "ny fitoerana masina indrindra,"