Hebrews 9:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary teo ambonin’io koa ny kerobima misy voninahitra, izay nanaloka ny rakotra fanaovam-panavotana; tsy ho voalaza tsirairay ny amin’ireo ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy Kerobim-boninahitra teo amboniny, izay nandrakotra ny fanaovam-panavotana tamin’ny alony. Fa tsy azo visavisaina eto avokoa ny andinidinik’izany
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo ambonin’io vata io dia nisy sarina kerobima mamirapiratra izay nanaloka ny toerana fanaovana sorom-panonerana. Tsy ary voalaza amin’ny antsipiriany etoana ny zavatra rehetra!
Malagasy Bible 1865
ary teo ambonin'io koa ny kerobima nisy ny voninahitra, izay nanaloka ny rakotra fanaovam-panavotana,- tsy azonay lazaina tsirairay ireo ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary teo ambonin’io koa ny kerobima* misy voninahitra, izay nanaloka ny rakotra fanaovam-panavotana; tsy ho voalaza tsirairay ny amin’ireo ankehitriny.
malagasy
ary teo ambonin'io koa ny kerobima nisy ny voninahitra, izay nanaloka ny rakotra fanaovam-panavotana,- tsy azonay lazaina tsirairay ireo ankehitriny.