Hebrews 9:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa voavoatra toy izany ireo zavatra ireo dia miditra eo amin’ny tabernakely voalohany hatrany ny mpisorona hanatanteraka ny fanompoam-pivavahana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony voalamina araka izany ireo zavatra ireo, dia tao amin’ilay voalohany amin’ny tranolay ihany no nidiran’ny mpisorona mandrakariva, raha nanao ny fanompoam-pivavahana izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa voavoatra toy izany ireo zavatra ireo, dia ao amin’ny tranolay voalohany no idiran’ny mpisorona mandrakariva hanefa ny fanompoam-pivavahana;
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa voavoatra toy izany ireo zavatra ireo, dia miditra mandrakariva eo amin'ny tabernakely voalohany ny mpisorona hanefa ny fanompoam-pivavahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa voavoatra toy izany ireo zavatra ireo dia miditra eo amin’ny tabernakely voalohany hatrany ny mpisorona hanatanteraka ny fanompoam-pivavahana.
malagasy
Ary rehefa voavoatra toy izany ireo zavatra ireo, dia miditra mandrakariva eo amin'ny tabernakely voalohany ny mpisorona hanefa ny fanompoam-pivavahana.