Hebrews 9:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa izany no anambaran’ny Fanahy Masina fa mbola tsy voaseho ny lalana mankany amin’ny fitoerana masina indrindra, raha mbola ao ihany ny tabernakely voalohany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ambaran’ny Fanahy Masina amin’izany fa tsy mbola naseho ny lalana mankany amin’ny fitoerana masina indrindra, raha mbola ao koa ny tranolay voalohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahariharin’ny Fanahy Masina amin’izany fa mbola naseho ny lalana mankany amin’ny Toeramasina Indrindra, raha mbola ao koa ilay tranolay voalohany.
Malagasy Bible 1865
koa izany no anambaran'ny Fanahy Masina fa tsy mbola voaseho ny lalana mankany amin'ny fitoerana masina indrindra, raha mbola ao ihany ny tabernakely voalohany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa izany no anambaran’ny Fanahy Masina fa mbola tsy voaseho ny lalana mankany amin’ny fitoerana masina indrindra, raha mbola ao ihany ny tabernakely voalohany;
malagasy
koa izany no anambaran'ny Fanahy Masina fa tsy mbola voaseho ny lalana mankany amin'ny fitoerana masina indrindra, raha mbola ao ihany ny tabernakely voalohany;