Hosea 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanana anaka indray Ravehivavy ka nitera-bavy. Dia hoy NY TOMPO taminy: Ataovy hoe Lo-Rohama ny anarany; fa tsy hamindra fo amin’ny taranak’Israely intsony Aho; eny, tsy havelako mihitsy ny helony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanana anaka indray ravehivavy ka nitera-bavy, dia hoy i Iaveh tamin’i Osea: «Ataovy hoe Lô-Rôkama ny anarany, fa tsy hiantra intsony ny taranak’i Israely Aho ka hamela heloka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitoe-jaza indray i Gômera ka niteraka zazavavy; ary hoy ny TOMPO tamin’i Hôsea: «Ataovy hoe Lô-Rohamà ny anarany, satria tsy haneho fitiavana intsony amin’ny taranak’i Israely Aho; eny, hotsoahiko aminy tanteraka ny fitiavako.
Malagasy Bible 1865
Ary nanan'anaka indray ravehivavy ka nitera-bavy. Dia hoy Jehovah taminy: Ataovy Lò-rohama no anarany; fa tsy hamindra fo amin'ny taranak'Isiraely intsony Aho, eny, tsy havelako mihitsy ny helony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanana anaka indray Ravehivavy ka nitera-bavy. Dia hoy NY TOMPO taminy: Ataovy hoe Lo-Rohama ny anarany; fa tsy hamindra fo amin’ny taranak’Israely intsony Aho; eny, tsy havelako mihitsy ny helony.
malagasy
Ary nanan'anaka indray ravehivavy ka nitera-bavy. Dia hoy Jehovah taminy: Ataovy Lò-rohama no anarany; fa tsy hamindra fo amin'ny taranak'Isiraely intsony Aho, eny, tsy havelako mihitsy ny helony.[Lò-rohama = Tsy namindrana fo][Na: hofoanako avokoa ny ananany]