Hosea 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nisara-nono i Lo-Rohama dia nanana anaka indray ny reniny ka nitera-dahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony notazany i Lô-Rôkama, dia nanana anaka indray ravehivavy, ka nitera-dahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nisara-nono i Lô-Rohamà, dia nitoe-jaza indray i Gômera ka niteraka zazalahy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa notazana Lò-rohama, dia nanan'anaka indray reniny ka nitera-dahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nisara-nono i Lo-Rohama dia nanana anaka indray ny reniny ka nitera-dahy.
malagasy
Ary rehefa notazana Lò-rohama, dia nanan'anaka indray reniny ka nitera-dahy.Dia hoy Jehovah: Ataovy Lò-amy no anarany; fa ianareo tsy oloko, ary Izaho tsy ho Andriamanitrareo.[Lò-amy = Tsy oloko][Heb. tsy ho anareo]