Hosea 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO: Ataovy hoe Lo-Amỳ ny anarany fa tsy oloko ianareo, ary Izaho tsy anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh tamin’i Osea: «Ataovy hoe Lô-Amì ny anarany, fa ianareo tsy vahoakako, ary Izaho tsy ho Andriamanitrareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Hôsea: «Ataovy hoe Lô-Hamỳ ny anarany, satria tsy vahoakako ianareo, ary tsinontsinona Aho aminareo.»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah: Ataovy Lò-amy no anarany; fa ianareo tsy oloko, ary Izaho tsy ho Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO: Ataovy hoe Lo-Amỳ ny anarany fa tsy oloko ianareo, ary Izaho tsy anareo.
malagasy
Dia hoy Jehovah: Ataovy Lò-amy no anarany; fa ianareo tsy oloko, ary Izaho tsy ho Andriamanitrareo.[Lò-amy = Tsy oloko][Heb. tsy ho anareo]