Hosea 10:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany no hanjo anareo, ry Betela noho ny haben’ny faharatsianareo; raha maraina ny andro dia ho levona tanteraka ny mpanjakan’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nataon’i Betela taminareo, noho ny haratsianareo loza loatra. Vao tonga ny maraina dia levona teo ny mpanjakan’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no hanjo anareo, ry vahoakan’i Israely, noho ny haratsiana mihoa-pampana vitanareo. Vao maraina ny andro, dia ho faty ny mpanjakan’i Israely.»
Malagasy Bible 1865
Toy izany no hataon'i Betela aminareo, noho ny haben'ny faharatsianareo; Raha maraina ny andro, dia ho levona mihitsy ny mpanjakan'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany no hanjo anareo, ry Betela noho ny haben’ny faharatsianareo; raha maraina ny andro dia ho levona tanteraka ny mpanjakan’ny Israely.
malagasy
Toy izany no hataon'i Betela aminareo, noho ny haben'ny faharatsianareo; Raha maraina ny andro, dia ho levona mihitsy ny mpanjakan'ny Isiraely.[Na: Toy izany no hatao aminareo, ry Betela]