Hosea 10:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny dia hoy izy hoe: Tsy manana mpanjaka isika; fa tsy natahorantsika NY TOMPO, kanefa hahavita inona ho antsika moa izay mpanjaka?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ho ela no hilazany hoe: Tsy mana-mpanjaka isika, noho isika tsy natahotra an’i Iaveh; fa hahavita inona ho antsika moa izay mpanjaka?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny hiteny ireo hoe: «Tsy mana-mpanjaka izahay noho ny tsy nanajanay ny TOMPO. Sady soa inona ho anay moa no ho vitan’izay mpanjaka?»
Malagasy Bible 1865
Amin'izany dia hiteny izy hoe: Tsy mana-mpanjaka isika; Fa tsy natahorantsika Jehovah, koa hahavita inona ho antsika moa izay mpanjaka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny dia hoy izy hoe: Tsy manana mpanjaka isika; fa tsy natahorantsika NY TOMPO, kanefa hahavita inona ho antsika moa izay mpanjaka?
malagasy
Amin'izany dia hiteny izy hoe: Tsy mana-mpanjaka isika; Fa tsy natahorantsika Jehovah, koa hahavita inona ho antsika moa izay mpanjaka?