Hosea 10:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoentina any Asiria koa iny ho fanomezana ho an’i Jareba mpanjaka. Ho afa-baraka i Efraima; eny, hangaihay Israely noho ny zavatra nosaininy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoentina any Asiria koa izy, hatao fanatitra ho an’ny mpanjaka mpamaly; ho azon’ny henatra i Efraima, hangaihay noho ny hevitra voakasany i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria io ombilahikely io koa dia hoentina any Asiria ho fanomezana ho an’ilay Mpanjaka lehibe; hahafa-baràka an’i Efraîma izany; eny, hangaihay i Israely noho ny sain-dratsiny.
Malagasy Bible 1865
Iny koa ho entina any Asyria ho fanomezana ho an'i Jareba mpanjaka; Ho afa-baraka Efraima, eny, hangaihay Isiraely noho ny saina nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoentina any Asiria koa iny ho fanomezana ho an’i Jareba mpanjaka. Ho afa-baraka i Efraima; eny, hangaihay Israely noho ny zavatra nosaininy.
malagasy
[Ary ny mpisorony mangovitra noho ny aminy, dia noho ny amin'ny voninahiny, fa lasan-ko babo izany] Iny koa ho entina any Asyria ho fanomezana ho an'i Jareba mpanjaka; Ho afa-baraka Efraima, eny, hangaihay Isiraely noho ny saina nataony.