Hosea 11:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nisy niantso azy dia vao mainka izy nandositra ireny; ho an’ireo Baala no namonoany zavatra hatao fanatitra ary ho an’ny sarin-javatra voasokitra no nandoroany ditin-kazo manitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy fiantsoana nataoko tamin’izy ireo; nefa izy niamboho. Nanolotra sorona amin’ny Baala izy, sy emboka ho an’ny sampy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa arakaraka ny niantsoako azy no vao mainka nanalavirany Ahy. Nanatitra sorona ho an’i Bahala izy ary nandoro vovo-javamanitra ho an’ny sampy.
Malagasy Bible 1865
Nony nisy niantso azy, dia vao mainka nandositra ireny izy; Ho an'ireo Bala kosa no amonoany zavatra hatao fanatitra, ary ho an'ny sarin-javatra voasokitra no andoroany ditin-kazo manitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nisy niantso azy dia vao mainka izy nandositra ireny; ho an’ireo Baala* no namonoany zavatra hatao fanatitra ary ho an’ny sarin-javatra voasokitra no nandoroany ditin-kazo manitra.
malagasy
Nony nisy niantso azy, dia vao mainka nandositra ireny izy; Ho an'ireo Bala kosa no amonoany zavatra hatao fanatitra, ary ho an'ny sarin-javatra voasokitra no andoroany ditin-kazo manitra.