Hosea 11:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no nampianatra an’i Efraima handeha; eny, noraisiko tamin’ny tanany aza izy, nefa odiany tsy fantatra fa Izaho no nikarakara azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Izaho nampiana-mandeha an’i Efraima, sy nitantana azy tamin’ny sandriny, nefa tsy fantany fa nanolikoly azy Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no nampiana-mandeha an’i Efraîma sady nitondra azy an-trotroana. Kanefa tsy fantany fa Izaho no nikarakara azy.
Malagasy Bible 1865
Fa Izaho no nampianatra an'i Efraima handeha. Eny, notrotroiko tamin'ny sandriko aza izy. Nefa tsy fantany fa Izaho no nahasitrana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no nampianatra an’i Efraima handeha; eny, noraisiko tamin’ny tanany aza izy, nefa odiany tsy fantatra fa Izaho no nikarakara azy.
malagasy
Fa Izaho no nampianatra an'i Efraima handeha. Eny, notrotroiko tamin'ny sandriko aza izy. Nefa tsy fantany fa Izaho no nahasitrana azy. [Heb. notrotroiny tamin'ny sandriny]