Hosea 11:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny tady fitarihana olona no nitarihako azy, dia tamin’ny mahazakan’ny fitiavana. Toy izay manainga ny zioga eo ambonin’ny valanoranony Aho ka nanolo-kanina azy tsimoramora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentiko tamin’ny kofehy fitondrana olona izy ireo, dia tamin’ny fatoran’ny fitiavana; mova Aho tsy ilay nanainga ny jioga ho azy, eo ambonin’ny valanoranony, ary niondrika taminy sy nampihinana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notahitahîko ny fitarihana azy tamin’ny mahazakam-pitiavana; ary ho azy Aho dia toy ny reny izay manainga ny zanany hatehika amin’ny takolaka sady niondrika namahana azy.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny kofehy fitarihana olona no nitarihako azy, dia tamin'ny mahazakan'ny fitiavana; Ary efa toy izay manainga ny fehim-bava eo ambonin'ny valanoranony Aho ka nanolo-kanina azy tsimoramora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny tady fitarihana olona no nitarihako azy, dia tamin’ny mahazakan’ny fitiavana. Toy izay manainga ny zioga eo ambonin’ny valanoranony Aho ka nanolo-kanina azy tsimoramora.
malagasy
Tamin'ny kofehy fitarihana olona no nitarihako azy, dia tamin'ny mahazakan'ny fitiavana; Ary efa toy izay manainga ny fehim-bava eo ambonin'ny valanoranony Aho ka nanolo-kanina azy tsimoramora.[Heb. zioga]