Hosea 11:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hampirehitra ny hatezerako Aho na handringana an’i Efraima intsony satria tsy olona Aho fa Andriamanitra, dia ny Iray Masina ao aminao, ka tsy ho avy amin’ny fahatezerana mirehitra Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hanarana ny firehetan’ny hatezerako Aho, tsy horavako fanindroany i Efraima. Fa Andriamanitra Aho, fa tsy olombelona; eo afovoanao ilay Masina, ka tsy ho tonga Aho mitondra ny fisafoahako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hanampatra fahatezera-mirehitra Aho na ho avy handringana an’i Efraîma; tsy olombelona Aho fa Andriamanitra dia Ilay Masina eo aminao; ka tsy ho avy amim-pahatezerana mafy Aho.»
Malagasy Bible 1865
Tsy hanontolo fo Aho, na handringana an'i Efraima intsony; Fa Andriamanitra Aho, fa tsy olona, dia ny Iray Masina ao aminao, ka dia tsy ho avy amim-pahatezerana mirehitra Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hampirehitra ny hatezerako Aho na handringana an’i Efraima intsony satria tsy olona Aho fa Andriamanitra, dia ny Iray Masina ao aminao, ka tsy ho avy amin’ny fahatezerana mirehitra Aho.
malagasy
Tsy hanontolo fo Aho, na handringana an'i Efraima intsony; Fa Andriamanitra Aho, fa tsy olona, dia ny Iray Masina ao aminao, ka dia tsy ho avy amim-pahatezerana mirehitra Aho.[Na: tsy hiditra ao an-tanàna Aho]