Hosea 12:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manodidina Ahy amin’ny lainga i Efraima ary amin’ny fitaka ny taranak’Israely; nefa i Joda dia mbola miaraka amin’Andriamanitra izay masina sy mahatoky ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Efraima nanodidina Ahy tamin’ny lainga, ary ny taranak’i Israely tamin’ny fitaka, i Jodà koa efa tapa-kofehy ny amin’ny momba an’Andriamanitra, ny amin’ny momba an’ilay Masina izay mahatoky.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hodidinin’ny olon’i Efraîma lainga Aho ary mamely fitaka manodidina Ahy ny firenen’i Israely. I Joda kosa mbola miaraka amin’Andriamanitra sady mbola matoky an’Ilay Masina Indrindra.
Malagasy Bible 1865
Efraima manodidina Ahy amin'ny lainga, ary ny taranak'Isiraely amin'ny fitaka; Ary Joda mbola mikarenjy tsy manatona an'Andriamanitra, dia ny Iray Masina sy Mahatoky.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manodidina Ahy amin’ny lainga i Efraima ary amin’ny fitaka ny taranak’Israely; nefa i Joda dia mbola miaraka amin’Andriamanitra izay masina sy mahatoky ihany.
malagasy
[Fananarana ny Isiraely noho ny helony] Efraima manodidina Ahy amin'ny lainga, ary ny taranak'Isiraely amin'ny fitaka; Ary Joda mbola mikarenjy tsy manatona an'Andriamanitra, dia ny Iray Masina sy Mahatoky.