Hosea 12:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no TOMPO Andriamanitrao hatrany amin’ny tany Ejipta; mbola hampitoetra anao an-day indray Aho tahaka ny tamin’ny andro firavoravoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Izaho no Iaveh Andriamanitrao hatrany amin’ny tany Ejipta; mbola hampitoetra an-day anao Aho toy ny amin’ny andro fety.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Izaho no TOMPO Andriamanitrao, hatry ny fony ianao tany Ejipta; ary hampitoetra anao an-day indray Aho, tahaka ny tamin’ny andro izay nihaonako taminao.
Malagasy Bible 1865
Nefa Izaho no Jehovah Andriamanitrao hatrany amin'ny tany Egypta; Ary mbola hampiditra anao an-day indray Aho tahaka ny tamin'ny fotoam-pivavahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no TOMPO Andriamanitrao hatrany amin’ny tany Ejipta; mbola hampitoetra anao an-day indray Aho tahaka ny tamin’ny andro firavoravoana.
malagasy
Nefa Izaho no Jehovah Andriamanitrao hatrany amin'ny tany Egypta; Ary mbola hampiditra anao an-day indray Aho tahaka ny tamin'ny fotoam-pivavahana.