Hosea 12:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandositra ho any amin’ny tany Arama i Jakoba, nanompo hahazoany vady Israely; eny, ny hahazoany vady no niandrasany ondry aman’osy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandositra ho any amin’ny tany Arama i Jakôba; nanompo mba hahazoany vady i Israely; dia niandry ondry izy hahazoany vady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany Mezôpôtamia ambony no nandosiran’i Jakôba; fa mba hahazoany vady, dia nanompo olona i Israely. Eny, lasa mpiandry ondry izy mba hahazoam-bady.
Malagasy Bible 1865
Jakoba nandositra ho any amin'ny tany Syria, Isiraely nanompo hahazoany vady, eny, ny hahazoany vady no niandrasany ondry aman'osy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandositra ho any amin’ny tany Arama i Jakoba, nanompo hahazoany vady Israely; eny, ny hahazoany vady no niandrasany ondry aman’osy.
malagasy
Jakoba nandositra ho any amin'ny tany Syria, Isiraely nanompo hahazoany vady, eny, ny hahazoany vady no niandrasany ondry aman'osy.