Hosea 12:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mpaminany no noentin’NY TOMPO nitondra ny Israely nivoaka avy tany Ejipta, ary mpaminany koa no noentina niahy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary mpaminany no nentin’Andriamanitra nampiakatra an’i Israely avy tany Ejipta, mpaminany no nentiny niahy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mpaminany kosa no nentin’ny TOMPO nampiakatra an’i Israely niala tany Ejipta, ary mpaminany no nataony mpiandry azy.
Malagasy Bible 1865
Mpaminany no nentin'i Jehovah nitondra ny Isiraely nivoaka avy tany Egypta, ary mpaminany koa no nentina niahy azy Nanao izay nahatezitra indrindra Efraima, ka dia havelan'ny Tompony ho eo aminy ny ràny, ary hatsingeriny aminy ny vava ratsy nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mpaminany no noentin’NY TOMPO nitondra ny Israely nivoaka avy tany Ejipta, ary mpaminany koa no noentina niahy azy.
malagasy
Mpaminany no nentin'i Jehovah nitondra ny Isiraely nivoaka avy tany Egypta, ary mpaminany koa no nentina niahy azyNanao izay nahatezitra indrindra Efraima, ka dia havelan'ny Tompony ho eo aminy ny ràny, ary hatsingeriny aminy ny vava ratsy nataony.