Hosea 12:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manana ady amin’i Joda koa NY TOMPO ary tsy maintsy mamaly an’i Jakoba araka ny lalany ka hatsingeriny aminy ny nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manana ady amin’i Jodà koa i Iaveh; efa hamay an’i Jakôba, araka ny lalany izy, sady hamaly azy araka ny asa nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manana ady amin’i Joda ny TOMPO. ka hanafay ny firenen’i Jakôba noho ny fitondrantenany ary hamaly azy araka ny ratsy nataony.
Malagasy Bible 1865
Manana ady amin'i Joda koa Jehovah ary tsy maintsy mamaly an'i Jakoba araka ny alehany, ka hatsingeriny aminy ny nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manana ady amin’i Joda koa NY TOMPO ary tsy maintsy mamaly an’i Jakoba araka ny lalany ka hatsingeriny aminy ny nataony.
malagasy
Manana ady amin'i Joda koa Jehovah ary tsy maintsy mamaly an'i Jakoba araka ny alehany, ka hatsingeriny aminy ny nataony.