Hosea 12:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fony mbola tany am-bohoka izy dia nihazona ny voditongotry ny rahalahiny ary rehefa lehibe izy dia nitolona tamin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola tao am-bohoka i Jakôba nanongona ny rahalahiny, ary tamin’ny fahavitrìhany dia nitolona tamin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony i Jakôba mbola tany an-kibon-dreniny no efa nisongona ny rahalahiny; ary rehefa lehilahy lehibe izy, dia nitolona tamin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fony mbola tany am-bohoka dia nihazona ny ombelahin-tongotry ny rahalahiny izy, ary rehefa lehibe izy, dia nitolona tamin'Andriamanitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fony mbola tany am-bohoka izy dia nihazona ny voditongotry ny rahalahiny ary rehefa lehibe izy dia nitolona tamin’Andriamanitra.
malagasy
Fony mbola tany am-bohoka dia nihazona ny ombelahin-tongotry ny rahalahiny izy, ary rehefa lehibe izy, dia nitolona tamin'Andriamanitra;
Recommended Reading