Hosea 12:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa miverena amin’Andriamanitrao ianao, tandremo ny fahitsiana sy ny rariny, miandrasa an’Andriamanitrao mandrakariva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao kosa dia mba hiverina amin’ny Andriamanitrao; tandremo ny famindram-po sy ny rariny; ary miandrasa ny Andriamanitrao mandrakariva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
no niteny tamin’i Jakôba hoe: «Miverena amiko Andriamanitrao ianao! Tandrovy ny fitiavana sy ny rariny; ary Izaho Andriamanitrao no itokio hatrany.»
Malagasy Bible 1865
Koa miverena amin'Andriamanitrao ianao; Tandremo ny famindram-po sy ny rariny. Ary miandrasa an'Andriamanitrao mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa miverena amin’Andriamanitrao ianao, tandremo ny fahitsiana sy ny rariny, miandrasa an’Andriamanitrao mandrakariva.
malagasy
Koa miverena amin'Andriamanitrao ianao; Tandremo ny famindram-po sy ny rariny. Ary miandrasa an'Andriamanitrao mandrakariva.