Hosea 12:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy mizana miangatra eny an-tanan’ny mpivaro-mandeha; ny manambaka no tiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Kanaana mitana mizàna mandainga; ny miharaka no tiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mizana mandainga tahaka ny an’ny Kanahanita no hazoninao, ry Efraîma; ka tia manambaka ianao
Malagasy Bible 1865
Kanana eny an-tànany misy mizana miangatra, ny manambaka no tiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy mizana miangatra eny an-tanan’ny mpivaro-mandeha; ny manambaka no tiany.
malagasy
Kanana eny an-tànany misy mizana miangatra, ny manambaka no tiany.[Na: Mpandranto izy]