Hosea 13:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha niteny i Efraima dia nampihorohoro ka nisandratra tao amin’ny Israely izy. Nefa nanota ny amin’ny Baala izy ka maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha vao niteny i Efraima, dia nihorohoro ny olona; nisandratra izy teo amin’i Israely. Fa tonga meloka izy noho ny amin’i Baala, ka maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa niteny i Efraîma, dia nampatahotra ny besinimaro izy ka nahery tao Israely. Fa ny nanompoany an’i Bahala no nahameloka sy nahafaty azy.
Malagasy Bible 1865
Raha niteny Efraima, dia nampangorohoro, ka nisandratra tao amin'ny Isiraely izy. Dia nanota ny amin'i Bala izy ka maty;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha niteny i Efraima dia nampihorohoro ka nisandratra tao amin’ny Israely izy. Nefa nanota ny amin’ny Baala* izy ka maty.
malagasy
[Ny loza nanjo ny Isiraely noho ny fahotany] Raha niteny Efraima, dia nampangorohoro, ka nisandratra tao amin'ny Isiraely izy. Dia nanota ny amin'i Bala izy ka maty;