Hosea 14:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Israely ô, miverena amin’NY TOMPO Andriamanitrao fa lavon-keloka ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miverena amin’i Iaveh, ry Israely, fa ny helokao no nahalavo anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Israelita ô, mba miverena amin’ny TOMPO Andriamanitrareo, fa ny helokareo no nahalavo anareo.
Malagasy Bible 1865
Ry Isiraely ô, miverena amin'i Jehovah Andriamanitrao, fa lavon-keloka ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Israely ô, miverena amin’NY TOMPO Andriamanitrao fa lavon-keloka ianao.
malagasy
[Ny hamindran'i Jehovah fo amin'ny Isiraely, rehefa mibebaka] Ry Isiraely ô, miverena amin'i Jehovah Andriamanitrao, fa lavon-keloka ianao.