Hosea 14:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hositraniko ny fivadihany, ho tia azy amin’ny foko tokoa Aho; fa efa niala taminy ny fahatezerako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hositraniko ny fiodinany; ho tiako amin’ny foko tokoa izy, fa efa niala taminy ny fahatezerako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho TOMPO dia hanasitrana an’ilay Israely amin’ny fiodinany. Ho tia azy amim-po malalaka Aho; fa efa nialan’ny fahatezerako izy.
Malagasy Bible 1865
Hositraniko ny fiodinany, ho tia azy tsy vozonana Aho; Fa efa niala taminy ny fahatezerako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hositraniko ny fivadihany, ho tia azy amin’ny foko tokoa Aho; fa efa niala taminy ny fahatezerako.
malagasy
Hositraniko ny fiodinany, ho tia azy tsy vozonana Aho; Fa efa niala taminy ny fahatezerako.