Hosea 14:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tahaka ny ando Aho amin’ny Israely; hamony tahaka ny lisy izy ary hamaka tahaka an’i Libanona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho toy ny ando Aho amin’i Israely; ka haniry toy ny lisy izy, ary handatsaka ny fakany tahaka an’i Libàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tahaka ny ando mahasoa azy Aho; dia hamony tahaka ny lisy izy ary hamàka tahaka ny hazon’i Libàno.
Malagasy Bible 1865
Ho tahaka ny ando Aho amin'ny Isiraely; Hamony tahaka ny lilia izy, ary hamaka tahaka an'i Libanona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tahaka ny ando Aho amin’ny Israely; hamony tahaka ny lisy izy ary hamaka tahaka an’i Libanona.
malagasy
Ho tahaka ny ando Aho amin'ny Isiraely; Hamony tahaka ny lilia izy, ary hamaka tahaka an'i Libanona.