Hosea 14:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisandrahaka ny rantsany, ho tahaka ny an’ny hazo oliva ny hatsaran-tarehiny, ary ho tahaka ny an’i Libanona ny hanitra avy aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny rantsany hisandrahaka; ny voninahiny, ho toy ny an’ny fototr’ôliva, ary ny fofony manitra ho tahaka ny an’i Libàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisandrahaka rantsana izy, ka ho tsara tarehy toy ny hazo ôliva ary hamerovero toy ny alan’i Libàno.
Malagasy Bible 1865
Hisandrahaka ny rantsany, ho tahaka ny an'ny hazo oliva ny hatsaran-tarehiny, ary ho tahaka ny an'i Libanona ny hanitra avy aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisandrahaka ny rantsany, ho tahaka ny an’ny hazo oliva ny hatsaran-tarehiny, ary ho tahaka ny an’i Libanona ny hanitra avy aminy.
malagasy
Hisandrahaka ny rantsany, ho tahaka ny an'ny hazo oliva ny hatsaran-tarehiny, ary ho tahaka ny an'i Libanona ny hanitra avy aminy.