Hosea 14:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiverina indray ireo izay nipetraka tao ambanin’ny alokalony, hampahavokatra vary indray izy, sady hamelana tahaka ny voaloboka; ho tahaka ny an’ny divay avy any Libanona ny lazany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay ho avy hiala sasatra ao ambanin’ny alokalony, hampahavokatra ny vary indray; haniry toy ny voaloboka izy; ary ho tahaka ny divain’i Libàna ny anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho avy indray i Israely, ka hitoetra eo ambany fiarovako. Hamboly vary indray izy, ka hiroborobo tahaka ny voaloboka sy halaza tahaka ny divay avy any Libàno.
Malagasy Bible 1865
Izay mipetraka ao ambanin'ny alokalony dia hampahavokatra vary indray, ary haniry tahaka ny voaloboka izy; Ny lazany ho tahaka ny an'ny divay avy any Libanona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiverina indray ireo izay nipetraka tao ambanin’ny alokalony, hampahavokatra vary indray izy, sady hamelana tahaka ny voaloboka; ho tahaka ny an’ny divay avy any Libanona ny lazany.
malagasy
Izay mipetraka ao ambanin'ny alokalony dia hampahavokatra vary indray, ary haniry tahaka ny voaloboka izy; Ny lazany ho tahaka ny an'ny divay avy any Libanona.[Na: ho velombelominao indray toy ny vary izy]