Hosea 2:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny dia hasehoko eo imason’ireo lehilahiny ny fahamenarany ka tsy hisy hahafaka azy amin’ny tanako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny, habaribariko ny fahamenarany eo imason’ireo lehilahiny, ary tsy misy hahafaka azy amin’ny tanako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny no hampitanjahako azy eo imason’ireo lehilahy sakaizany, ka tsy hisy hahafaka azy amin’izany famaizako izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny hasehoko eo imason'ireo lehilahiny ny fahamenarany, ka tsy hisy hahafaka azy amin'ny tanako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny dia hasehoko eo imason’ireo lehilahiny ny fahamenarany ka tsy hisy hahafaka azy amin’ny tanako.
malagasy
Ary ankehitriny hasehoko eo imason'ireo lehilahiny ny fahamenarany, ka tsy hisy hahafaka azy amin'ny tanako.