Hosea 2:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indro, hitaona azy Aho ka hitondra azy ho any an-tany efitra ary hanao teny malefaka aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa noho izany dia indro Aho hitarika azy sy hitondra azy any an’efitra, ary hiteny aminy ao am-pony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa Izaho no hitaona azy indray sy hitondra azy ho any an-taniefitra ary hanao teny manohina ny fony.
Malagasy Bible 1865
Koa, indro, Izaho dia hitaona azy ka hitondra azy ho any an-efitra ary hanao teny malefaka hahafinaritra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indro, hitaona azy Aho ka hitondra azy ho any an-tany efitra ary hanao teny malefaka aminy.
malagasy
Koa, indro, Izaho dia hitaona azy ka hitondra azy ho any an-efitra ary hanao teny malefaka hahafinaritra azy.