Hosea 2:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy any dia homeko azy ny tanim-boalobony sy ny lohasaha Akora mba ho varavaran’ny fanantenana. Any no hamaliany Ahy toy ny tamin’ny andron’ny fahatanorany, toy ny tamin’ny andro niakarany avy tany amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary avy ao homeko azy ny tanimboalobony, mbamin’ny lohasaha Akora ho varavaram-panantenana; ka any izy hamaly toy ny tamin’ny andro fahatanorany, sy toy ny tamin’ny andro niakarany avy any amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy any no hamerenako aminy ny tanimboalobony; ary ho tonga varavaram-panantenana ny lohasahan’i Hakôra. Any no hamaliany Ahy an-kira toy ny tamin’ny androm-pahatanorany, dia tamin’ny andro niakarany niala avy tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary hatrany dia homeko azy ny tanim-boalobony sy ny lohasaha Akora ho varavaram-panantenana; Ary any no hamaliany toy ny tamin'ny andro fahatanorany, dia toy ny tamin'ny andro niakarany avy tany amin'ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy any dia homeko azy ny tanim-boalobony sy ny lohasaha Akora mba ho varavaran’ny fanantenana. Any no hamaliany Ahy toy ny tamin’ny andron’ny fahatanorany, toy ny tamin’ny andro niakarany avy tany amin’ny tany Ejipta.
malagasy
Ary hatrany dia homeko azy ny tanim-boalobony sy ny lohasaha Akora ho varavaram-panantenana; Ary any no hamaliany toy ny tamin'ny andro fahatanorany, dia toy ny tamin'ny andro niakarany avy tany amin'ny tany Egypta.[Na: hihirany]