Hosea 2:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany Aho, hoy NY TOMPO, dia hantsoinao hoe Vadiko, fa tsy hantsoinao intsony hoe Baalako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany - teny marin’i Iaveh, - ianao hiantso Ahy hoe: Vadiko: fa tsy hiantso Ahy intsony hoe: Baala -ko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa mby amin’izany andro izany, hoy ny teny hentitry ny TOMPO, ilay Israely reninareo dia hiantso Ahy hoe «vadiko» fa tsy hoe « Bahalako na tompoko» intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mby amin'izany andro izany, hoy Jehovah, dia hataonao hoe Aho Vadiko, fa tsy hataonao intsony hoe Balako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany Aho, hoy NY TOMPO, dia hantsoinao hoe Vadiko, fa tsy hantsoinao intsony hoe Baalako.
malagasy
Ary raha mby amin'izany andro izany, hoy Jehovah, dia hataonao hoe Aho Vadiko, fa tsy hataonao intsony hoe Balako.[Balako = Tompoko]