Hosea 2:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hesoriko amin’ny vavany ny anaran’ireo Baala ka tsy hotsarovana amin’ny anarany intsony ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoesoriko amin’ny vavany, ny anaran’ireo Baala, ka tsy hotononina amin’ny anarany intsony ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy havelako hotononiny ny anaran’ireo Bahala ka tsy hotsaroana mbamin’ny anarany.
Malagasy Bible 1865
Fa hesoriko amin'ny vavany ny anaran'ireo Bala, ka tsy hotsarovana amin'ny anarany intsony ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hesoriko amin’ny vavany ny anaran’ireo Baala* ka tsy hotsarovana amin’ny anarany intsony ireo.
malagasy
Fa hesoriko amin'ny vavany ny anaran'ireo Bala, ka tsy hotsarovana amin'ny anarany intsony ireo.