Hosea 2:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hofofoiko ho vadiko mandrakizay ianao; eny, hofofoiko ho vadiko marina tokoa ary amin’ny fitiavana sy ny indrafo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hofofoiko mba ho Ahy mandrakizay ianao; hofofoiko ho Ahy ianao amin’ny rariny sy ny hitsiny, ary amin’ny fahasoavana sy ny fitiavana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hofofoiko ho vadiko mandrakizay ianao, ry Israely; hofofoiko ho vadiko amin’ny rariny sy ny hitsiny, ary amin’ny fitiavana sy ny indrafo.
Malagasy Bible 1865
Ary hofofoiko ho vadiko mandrakizay ianao, eny, hofofoiko ho vadiko amin'ny rariny sy ny hitsiny ary amin'ny fitiavana sy ny indrafo ianao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hofofoiko ho vadiko mandrakizay ianao; eny, hofofoiko ho vadiko marina tokoa ary amin’ny fitiavana sy ny indrafo.
malagasy
Ary hofofoiko ho vadiko mandrakizay ianao, eny, hofofoiko ho vadiko amin'ny rariny sy ny hitsiny ary amin'ny fitiavana sy ny indrafo ianao;