Hosea 2:24 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny tany dia hamaly ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo, ary ireo kosa dia hamaly an’i Jezirela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny tany hamaly ny fangatahan’ny vary sy ny divay vaovao ary ny diloilo, ary ireo hamaly ny fangatahan’i Jezrahely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny tany hamaly izay ilain’ny vary aman-divay sy menaka vao; ary ireo kosa hamaly an’i Jizrehèla.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny tany dia hamaly ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo, ary ireo kosa dia hamaly an’i Jezirela.
malagasy
Ary ny tany kosa hihaino ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo; Ary ireo kosa dia hihaino an'i Jezirela,Dia hafafiko ho Ahy amin'ny tany izy; Ary hamindra fo amin'i Lò-rohama Aho sady hanao amin'i Lò-amy hoe: Oloko ianao; Ary izy kosa hanao hoe: Andriamanitro Hianao.[Izahao i. 6]