Hosea 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Milazà amin’ny rahalahinareo hoe Amỳ! ary amin’ny anabavinareo hoe Rohama!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazao amin’ny rahalahinareo hoe: «Amì!» sy amin’ny anabavinareo hoe: «Rôkama».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpiray firenena aminareo raha lehilahy, dia ilazao hoe: «Hamỳ» ary raha vehivavy, dia ilazao hoe: «Rôhamà ».
Malagasy Bible 1865
Manaova amin'ny rahalahinareo hoe: Amy, ary amin'ny anabavinareo hoe: Rohama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Milazà amin’ny rahalahinareo hoe Amỳ! ary amin’ny anabavinareo hoe Rohama!
malagasy
Manaova amin'ny rahalahinareo hoe: Amy, ary amin'ny anabavinareo hoe: Rohama. [Amy = Oloko][Rohama = Namindrana fo]