Hosea 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy hamindra fo amin’ny zanany Aho satria zanaky ny fijangajangana ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hamindra fo amin’izay zanany Aho, fa zanaky ny fijangajangana ireny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ho tia ireo zanany Aho satria zanaky ny fivarotan-tena ireny.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy hamindrako fo ny zanany, Satria zanaky ny fijangajangana ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy hamindra fo amin’ny zanany Aho satria zanaky ny fijangajangana ireny.
malagasy
Ary tsy hamindrako fo ny zanany, Satria zanaky ny fijangajangana ireny.