Hosea 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indro, hotampenako ny lalanao, hasiako tsilo sady hasiako fefy. Dia tsy hahita izay lalan-kalehany intsony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, indro Aho hanampina ny lalanao amin’ny tsilo; hanangana tamboho aho, ka tsy hahita ny lalany intsony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, Izaho TOMPO hamefy tsilo ny lalany ka hanampina izany; ary tsy hahita izay halehany izy.
Malagasy Bible 1865
Koa, indro, hotampenako tsilo ny lalanao sady hasiako fefy, ary tsy hahita izay lalan-kalehany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indro, hotampenako ny lalanao, hasiako tsilo sady hasiako fefy. Dia tsy hahita izay lalan-kalehany intsony izy.
malagasy
Koa, indro, hotampenako tsilo ny lalanao sady hasiako fefy, ary tsy hahita izay lalan-kalehany izy.