Hosea 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiezaka hanenjika ireo lehilahiny izy nefa tsy hahatratra azy; eny, hitady ireo lehilahiny ireo izy nefa tsy hahita; dia hiteny izy hoe: Handeha hody amin’ny vadiko taloha aho; fa sambatra kokoa aho tamin’izany noho ny ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanaraka ny lehilahiny izy fa tsy hahatratra an’ireny; hitady an’ireny izy fa tsy hahita azy. Izay izy vao hanao hoe: «Handeha aho hody any amin’ny vadiko taloha, fa niadana aho tamin’izany noho ny ankehitriny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia hiezaka hanenjika ireo lehilahy sakaizany aza izy, dia tsy hahatratra azy akory; hitady ireo izy nefa tsy hahita, ka hiteny anakampo hoe: «Ndeha hody amin’ny vadiko voalohany aho, fa niadana kokoa aho tamin’izay noho ny ankehitriny.»
Malagasy Bible 1865
Ary hiezaka hanenjika ireo lehilahiny izy, nefa tsy hahatratra azy; Eny, hitady ireo izy, nefa tsy hahita; Dia hanao hoe izy: Handeha hody amin'ny vadiko taloha aho; Fa niadana aho tamin'izay noho ny ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiezaka hanenjika ireo lehilahiny izy nefa tsy hahatratra azy; eny, hitady ireo lehilahiny ireo izy nefa tsy hahita; dia hiteny izy hoe: Handeha hody amin’ny vadiko taloha aho; fa sambatra kokoa aho tamin’izany noho ny ankehitriny.
malagasy