Hosea 3:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia novidiko sekela volafotsy dimy amby folo sy varimbazaha iray homera sy tapany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novidiko sikla volafotsy 15 sy orja iray homera, ary orja iray leteka, izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa novidiko sekela volafotsy dimy ambin’ny folo sy ôrza enin-jato litatra ny vadiko.
Malagasy Bible 1865
Ka dia novidiko sekely volafotsy dimy ambin'ny folo sy vary hordea homera iray sy tapany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia novidiko sekela volafotsy dimy amby folo sy varimbazaha iray homera sy tapany izy.
malagasy
Ka dia novidiko sekely volafotsy dimy ambin'ny folo sy vary hordea homera iray sy tapany izy.