Hosea 4:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa ny tenin’NY TOMPO, ianareo Zanak’Israely! Fa manana ady amin’ny mponina amin’ny tany NY TOMPO satria tsy misy fahamarinana, na fitiavana na fahalalana an’Andriamanitra eo amin’ny tany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Henoy ny tenin’i Iaveh, ry zanak’i Israely, fa manana ady amin’ny mponin’ny tany i Iaveh, satria tsy misy intsony na ny fahamarinana na ny fiantrana na ny fahalalana an’Andriamanitra ao amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manana ady amin’ny mponin’ity tany ity ny TOMPO, ry Israelita; ka henoy izao teniny izao: «Tsy misy toetra mahatoky eto amin’ity tany ity, tsy misy fitiava-namana, na fahalalàna an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Mihainoa ny tenin'i Jehovah, ianareo Zanak'Isiraely! Fa Jehovah manana ady amin'ny mponina amin'ny tany, satria tsy misy fahamarinana, na fitiavana, na fahalalana an'Andriamanitra eo amin'ny tany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa ny tenin’NY TOMPO, ianareo Zanak’Israely! Fa manana ady amin’ny mponina amin’ny tany NY TOMPO satria tsy misy fahamarinana, na fitiavana na fahalalana an’Andriamanitra eo amin’ny tany,
malagasy
[Ny fananarana ny Isiraely noho ny helony] Mihainoa ny tenin'i Jehovah, ianareo Zanak'Isiraely! Fa Jehovah manana ady amin'ny mponina amin'ny tany, satria tsy misy fahamarinana, na fitiavana, na fahalalana an'Andriamanitra eo amin'ny tany,